Entrée | mihady levenam-bola (hady, levina, vola) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |