Entry mihalakalaka (halakalaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto
Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity
Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose [1.1]
Morphology 
Present : mihalakalaka
Past : nihalakalaka
Future : hihalakalaka
Imperative : mihalakalaha
Synonyms mihalaka

Updated on 2023/01/05