Entry mihalontralona (halontralona)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina
Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [1.1]
Explanations in English Bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20