Entry | 1 mihanaka (hanaka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano [1.1] 4 miely miandalana [1.13] |
Explanations in French |
5 faire tâche d'huile [1.13] |
Morphology |
|
Analogs | 9 Manenika |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mihanaka |
Anagrams | 11 mahanika, mankahia, mihanaka, mikahana |
Updated on 2023/01/20 |