Entry | mihandrohandro ny ranomaso | |
Elementary words | mihandrohandro ; ranomaso | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1] | |
Synonyms | manganohano ny ranomaso ~ mitrahotraho ny ranomaso | |
Updated on 2023/06/19 |