Entry mihanjaka (hanjaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
Jereo mitanjaka [1.1]
Examples Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472]
Morphology 
Present : mihanjaka
Past : nihanjaka
Future : hihanjaka

Updated on 2023/01/20