Entry | 1 mihantsy (hantsy) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro 4 Manao izay hihomehezana zazakely 5 Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa [1.1] |
Explanations in French | 6 provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3] |
Examples |
7 sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69] 8 Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 13 Mihatsy, mihaika, maninana, misetra, manetra, mila ady, mirehareha, minaikanaika, minehaneha, mijihinjihina, mitihintihina, mitrehatreha, manao lambo manoha-dia |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/18 |