Entry mihaona (haona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
Mitovy hevitra: mifanehatra ~ mifanena ~ mifanojo ~ sehatra ~ sendra ~ sendra mahita ~ tohatra ~ tojo [1.1]
Explanations in English To meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2]
 To meet with [1.7]
Explanations in French Se rencontrer [1.8]
Examples 
1Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona. [2.324]
2Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [2.471]
Morphology 
Present : mihaona
Past : nihaona
Future : hihaona
Imperative : mihaonà
Proverbs 

Entry mihaonà (haona)
Part of speech imperative of active verb mihaona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams 

Updated on 2022/09/12