Entry mihatanora (tanora)
Part of speech active verb
Examples Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga. [2.470]
Morphology 
Present : mihatanora, mihatanoran', mihatanoran-, mihatanoram-
Past : nihatanora, nihatanoran', nihatanoran-, nihatanoram-
Future : hihatanora, hihatanoran', hihatanoran-, hihatanoram-

Anagrams 

Updated on 2020/07/31