Entry mihatsaka (hatsaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Afaka ny ambinambiny miromborombo: Mbola vao teny an-tsena, dia nanaovan' i Bozy sahady ny satrony tsy mbola nihatsaka akory [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05