Entry mihinjaka (hinjaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny
Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny [1.1]
Morphology 
Present : mihinjaka
Past : nihinjaka
Future : hihinjaka
Imperative : mihinjaha

Updated on 2023/01/05