Entry mihiratra (hiratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
Explanations in French Ã©carquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
Se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3]
Examples 
1Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472]
2Mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470]
3Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643]
Morphology 
Present : mihiratra
Past : nihiratra
Future : hihiratra
Imperative : mihirata
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/18