Entry mihobankobana (hobankobana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany
Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony [1.1]
Morphology 
Present : mihobankobana
Past : nihobankobana
Future : hihobankobana
Proverbs 

Updated on 2023/01/05