Entry mihohoka (hohoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny vilany ka very daholo ny laoka
Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry
Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra
Mitovy hevitra: miankohoka
Milentika ao anatin' ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto
Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin' ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony [1.1]
Explanations in English To lie or be placed with the face or opening down [1.7]
Explanations in French être placé avec l'ouverture en bas, la bouche en dessous [1.8]
Morphology 
Present : mihohoka
Past : nihohoka
Future : hihohoka
Imperative : mihohofa
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20