Entry mihonikonika (honikonika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihetsika manara-ba: Mihonikonika an-toerana ny mpilalao amin' ny feon' ny amponga sy ny langorony [1.1]
Morphology 
Present : mihonikonika
Past : nihonikonika
Future : hihonikonika
Imperative : mihonikohiha

Updated on 2020/07/31