Entry | miisalahy (isalahy (isa, lahy)) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mifarimbona amin' ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika rehetra dia ny hiisalahy amin' ity raharaha ity [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2020/07/31 |