Entry mijaly (jaly)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io
Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao
Mitovy hevitra: fadiranovana ~ miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry ~ miferinaina ~ mifia-dranomaso ~ miritra aina ~ mitoloko ~ mitondra kitra ~ mitondra ny mafy ~ mitondra ny maizina ~ mitondra ny tsy eran' ny aina ~ mitondra rofy ~ sendra ny mangidy tsy telina ~ voan' ny aza manody [1.1]
Explanations in English To suffer [1.7]
Explanations in French Souffrir [1.8]
Examples 
1Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470]
2Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472]
Morphology 
Present : mijaly
Past : nijaly
Future : hijaly
Imperative : mijalia
Proverbs 

Updated on 2023/01/20