Entry mijoretra (joretra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa mijoretra hatry ny omaly [1.1]
Morphology 
Present : mijoretra
Past : nijoretra
Future : hijoretra
Synonyms manjoretra

Updated on 2023/01/20