Entry mikaka (kaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] Misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [1.78]
 Misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
(fiteny somary baranahiny) Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1]
Morphology 
Present : mikaka
Past : nikaka
Future : hikaka

Updated on 2023/01/20