Entry mikaly (kaly)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina
Mitovy hevitra: miangaly ~ mijijy ~ mikajakaja ~ mikajy ~ mikajy ~ mikandikandy ~ mikandy ~ mikenakena ~ mikojakoja ~ mipasopasoka ~ mitandrina [1.1]
Examples Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472]
Morphology 
Present : mikaly
Past : nikaly
Future : hikaly
Imperative : mikalia
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20