Entry mikantsana (kantsana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana
Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo
Mitovy hevitra: mikamentsona ~ mipentsompentsona ~ mitsaontsaom-bava ~ mivatsavatsa [1.1]
Morphology 
Present : mikantsana
Past : nikantsana
Future : hikantsana

Anagrams 

Updated on 2023/01/20