Entry mikiky (kiky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika
Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro
Mitovy hevitra: manihy [1.1]
Explanations in English To scrape; to gnaw [1.7]
Explanations in French Racler, ronger [1.8]
Examples Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558]
Morphology 
Present : mikiky
Past : nikiky
Future : hikiky
Imperative : mikikisa
Proverbs 

Updated on 2023/01/20