Entry mikiraviravy (kiraviravy (raviravy))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby [1.1]
Explanations in French être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse) ~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres) [1.3]
Examples 
1Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana. [1.381]
2Mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza; [1.335]
Morphology 
Present : mikiraviravy
Past : nikiraviravy
Future : hikiraviravy
Imperative : mikiraviraveza

Updated on 2023/01/20