Entry mikisaka (kisaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1]
Morphology 
Present : mikisaka
Past : nikisaka
Future : hikisaka
Imperative : mikisaha

Anagrams 

Updated on 2023/01/20