Entry mikofoka (kofoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
Mitovy hevitra: mikopokopoka ~ mipelipelika ~ mitsikorofoka
Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
Morphology 
Present : mikofoka
Past : nikofoka
Future : hikofoka
Imperative : mikofoha
Synonyms mikofokofoka

Updated on 2023/01/20