Entry mikondendy (kondendy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray [1.1]
Morphology 
Present : mikondendy
Past : nikondendy
Future : hikondendy
Imperative : mikondende
Synonyms mikondendina ~ mikorandendina

Updated on 2023/01/05