Entry mikorandendina
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikorandendina hahandro vary ho azy indray [1.1]
Morphology 
Present : mikorandendina
Past : nikorandendina
Future : hikorandendina
Imperative : mikorandendèna
Synonyms mikondendy ~ mikondendina

Updated on 2020/07/31