Entry mikoropaka (koropaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
Explanations in English To be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle [1.7]
Explanations in French S'empresser; se débattre, se démener [1.8]
Morphology 
Present : mikoropaka
Past : nikoropaka
Future : hikoropaka
Imperative : mikoropaha
Other spellings 

Updated on 2023/01/20