Entry mikotika (kotika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao
Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany
Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra [1.1]
Morphology 
Present : mikotika
Past : nikotika
Future : hikotika

Anagrams 

Updated on 2020/07/31