|
|
|
|

Teny iditra1  mikrôby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [mikraoby] 3 [frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina. Misy karazany telo ny mikraoby: 1) ny virosy; 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa); 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma) [1.1#697]
[mikraoba] 4 anarana ankapobeny iantsoana an' ireo zavamananaina kiritika tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery; miteraka aretina araka ny karazany avy; sokajin' ny tokan-tsela; misy karazany telo dia ny viriosy sy ny mikraoba zavamaniry izay mbols mitsinjara vitsivitsy ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibriôna, spirôketa), ary ny mikraoba bibikely (hematôzoera, amiba, tripanôzôma). [1.62#761]
Fanazavàna teny frantsay  5 microbe, virus [1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana
Tovy hevitra  7 otrikaretina
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08