Entry mila sotasota
Elementary words mila ; sotasota
Part of speech locution
Explanations in English To seek an occasion for quarrelling. [1.2]
 To pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7]
Explanations in French Chercher querelle, chercher noise [1.8]
Examples Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. [2.472]
Synonyms mila tonony ~ mila vaniny

Updated on 2023/06/14