Entrée milentika (lentika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika
¶ Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro
¶ Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany
¶ Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao
¶ Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise?
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to sink; to set (of the sun)
Explications en français  [Hallanger 1974] s'enfoncer; couler; se coucher (en parlant du soleil)
Morphologie 
milentika
nilentika
hilentika
milenteha
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31