Entry mimpody (ody)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka, Tanosy] Miverina [1.78]
 Miverina amin' ny toerana nielana [1.1]
Explanations in English To return to its original state [1.7]
Explanations in French Revenir à son premier état [1.8]
Examples 
1Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. [2.293]
2Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]
Morphology 
Present : mimpody
Past : nimpody
Future : himpody
Compound words 

Entry mimpody
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Maty [1.78]

Updated on 2023/01/20