Entry mindrana (indrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangataka zavatr' olona mba hanaovana na hampiasaina vetivety fa haverina rehefa avy eo: Mindrana boky amin' ny namana
Miangavy olona hanao raharahan' ny tena: Nindrana ahy izy mba handatsaka ny zanany.
Mindram-pangady lohataona ka maniraka ny tompony hiasa: ny findraman-javatra amin' ny fotoana fampiasan' ny olona azy dia tahaka ny manome hevitra ny tompony hampiasa azy na dia tsy nivonona ny amin' izany aza izy
Ibaikamo mindram-pangady, ka "ara mahita ante aho": ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory [1.1]
Explanations in English To borrow a thing for a time. [1.2]
 To borrow (when the same object is to be returned) [1.7]
Explanations in French Emprunter (quand l'objet même sera retourné) [1.8]
Morphology 
Present : mindrana
Past : nindrana
Future : hindrana
Imperative : mindrama
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/25