Entry |
miofy akondro vava
|
Elementary words | miofy ; akondro ; vava |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana [1.1]
|
Explanations in English | To take the skin off bananas with the mouth Fig. very poor and wretched. See faraidina
[1.2]
|
Explanations in French | Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages [2.415]
|
Examples | Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho.
[2.472]
|
|