Entry |
mionona
(onona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1]
|
Explanations in English | To be appeased, to be assuaged. [1.2]
|
| To be consoled, to be comforted [1.7]
|
Explanations in French | Se consoler, s'apaiser [1.8]
|
Examples | fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana
[2.131]
|
Morphology |
Present : |
mionona |
Past : |
nionona |
Future : |
hionona |
Imperative : |
mionòna |
|
|
Entry |
mionòna
(onona)
|
Part of speech | imperative of active verb mionona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|