Entry mipentina (pentina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin' io hevitra io)
Mifotetaka, misotitika: Nipentina fotaka ny tarehiny rehefa avy nandalovan' ilay fiara [1.1]
Morphology 
Present : mipentina
Past : nipentina
Future : hipentina

Updated on 2023/01/05