Entry mipololotra (pololotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo) [1.1]
Examples Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Morphology 
Present : mipololotra
Past : nipololotra
Future : hipololotra
Imperative : mipololora

Updated on 2023/01/05