Entry miraingy (raingy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny afo azo amin' ny fandraingena: Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin' ny afokasoka akory [1.1]

Updated on 2023/01/20