Entry miraoka (raoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) [1.1]
Explanations in English To eat grass as cattle. [1.2]
 To crop grass (of cattle, etc.) [1.7]
Explanations in French Brouter l'herbe; être misérable [1.8]
Morphology 
Present : miraoka
Past : niraoka
Future : hiraoka
Zoonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20