Entry miraotra (raotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika
Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy [1.1]
Explanations in English Combed, brushed. [1.2]
Examples Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana. [2.470]
Morphology 
Present : miraotra
Past : niraotra
Future : hiraotra
Imperative : miraota

Anagrams 

Updated on 2023/01/20