Entrée miratra (ratra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana [1.1]
Explications en français décroître; se dit de la lune [1.3]
Vocabulaire 
Morphologie 
miratra
niratra
hiratra

Anagrammes maratry, maritra

Mis à jour le 2023/01/20