Entry mirediredy (rediredy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary
Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo [1.1]
Examples - Hianao, anaka, mirediredy foana! [2.324]
Morphology 
Present : mirediredy
Past : nirediredy
Future : hirediredy
Imperative : miredirede
Proverbs 

Updated on 2023/01/05