Entry | miriadriatra (riadriatra (riatra)) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word miriadriatra | ||||||
Updated on 2023/01/20 |