Entry mirihana (rihana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay
Misy ngorodona [1.1]
Examples Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [2.472]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05