Entry mirijarija (rijarija)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Avo, tsara bika, maradondradona: Tovolahy mirijarija [1.1]
Examples Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05