Entrée mirongaronga (rongaronga)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela: Mirongaronga erỳ ity zanakao faralahy ity [1.1]
Morphologie 
mirongaronga
nirongaronga
hirongaronga

Anagrammes mirangorango

Mis à jour le 2023/01/05