Entry mirotoroto (rotoroto)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Dodona, maika rehefa manao zavatra, manao zavatra haingana: Aza mirotoroto rehefa manao zavatra fa mety ho tsy vita tsara na misy hadino [1.1]
Morphology 
Present : mirotoroto
Past : nirotoroto
Future : hirotoroto
Imperative : mirotorotoa

Anagrams 

Updated on 2023/01/05