Entry misafelika (safelika (felika))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano
Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika
Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra [1.1]
Explanations in English Used also for mifelika [1.2]
Morphology 
Present : misafelika
Past : nisafelika
Future : hisafelika
Imperative : misafeleha
Proverbs 

Updated on 2023/01/20