Entry misahotaka (sahotaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay
Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1]
Morphology 
Present : misahotaka
Past : nisahotaka
Future : hisahotaka

Anagrams 

Updated on 2023/01/05